Amboarana angano / Recueil de contes
Angano malagasy dimy nosoratan’i Arikaomisa Randria ary noravahana sary nataon’i Max Razafindrainibe no natambatra ato anatin’ity amboarana angano ity. Efa nivoaka tamin’ny teny roa malagasy sy frantsay izy ireo ary tena nankafizin’ny ankizy tokoa hatramin’ny nivoahan’ny boky voalohany tamin’ny 2017. Edisiona miavaka ity ary natao ho an’ny ankizy 6 ka hatramin’ny 11 taona.
Ce recueil rassemble cinq contes malgaches écrits par Arikaomisa Randria et illustrés par Max Razafindrainibe. Ils sont en bilingue malgache/français et très appréciés par les enfants depuis la parution du premier titre en 2017. C’est une édition collector destinée aux enfants de 6 – 11 ans.
– I Vonindrano sy i Zavonandro / Fleur de l’eau et Brume du matin
– Ilay zaridaina / Le jardin
– Igoaibe sy Ilebilitika / Le costaud et le gringalet
– Rapeto sy ny valihany / Rapeto et son valiha
– Ilay lolokely jejo / Le petit papillon coquet
| Auteur | Arikaomisa Randria |
|---|---|
| Numéro ISBN | 978-2-490272-32-7 |
| Nombre de pages | 92 |
| Format | 23 x 23 |
| Date de publication | 14 November, 2023 |
| Collection | Livres jeunesse, Nouveautés |
| Éditeurs | EJM |
| Langue | malagasy / frantsay |