Maria vakansy any Alaotra
| Auteur | Rakotoanosy Marie Michèle |
|---|---|
| Numéro ISBN | 978-2-916362-00-2 |
| Nombre de pages | 8 |
| Format | 20 x 27 cm |
| Date de publication | 2005 |
| Collection | Livres jeunesse |
| Éditeurs | EJM |
| Langue | Malagasy |
Maria dia zazavavy kely nanana fahazazana tsy dia mitovy loatra amin’ny ankizy rehetra. Tsy mba niara-nipetraka tamin’ny ray aman-dreniny izy fony fahakeliny satria voatery nandrato fianarana taty Antananarivo. Rehefa vakansy izy dia mody any amin’ny ray aman-dreniny any Alaotra. Mahafinaritra be tsy misy ohatra izany ny fialantsasatra ka vetivety foana dia tonga ny taom-pianarana vaovao…..
Maria est une petite fille qui n’a pas eu une enfance comme celle des autres enfants. Elle n’a pas vécu avec ses parents, car elle a dû faire ses études dans la capitale. Pendant les vacances, elle rentre chez ses parents avec sa soeur à Alaotra, le grenier à riz de Madagascar…