La Magie de Madagascar – Ny Majikan’i Madagasikara
de ABHAY K.
Boky faharoa nosoratan’Andriamatoa ABHAY K. mpanoratra sady ambasadaoro ity boky ity. Ao anaty andalana tsotra dia tsotra no anehoany ny hakanton’i Madagasikara. Ireo zava-maniry sy biby tsy misy afa-tsy eto Madagasikara. Ireo toerana manan-tantara sy ny mponina ao.
| Auteur | ABHAY K. |
|---|---|
| Numéro ISBN | 978-2-36076-057-2 |
| Nombre de pages | 104 |
| Format | 14 x 21 cm |
| Date de publication | 01 avril 2022 |
| Collection | Nouveautés, Poésie |
| Éditeurs | Tsipika |
| Langue | Français-Malagasy |
Amboarana angano / Recueil de contes
Arikaomisa Randria - 14 November, 2023 - 92 pages
Angano malagasy dimy nosoratan’i Arikaomisa Randria ary noravahana sary nataon’i Max Razafindrainibe no natambatra ato anatin’ity amboarana angano ity. Efa nivoaka tamin’ny teny roa malagasy sy frantsay izy ireo ary tena nankafizin’ny ankizy tokoa hatramin . . .
Lire la suiteAmboarana angano / Recueil de contes
60.000 Ar
Amboarana angano 2 / Recueil de contes 2
Arikaomisa Randria - 19 October, 2025 - 92 pages
Indreto ho anao indray angano malagasy dimy nosoratan’i Arikaomisa Randria ary noravahana sary nataon’i Max Razafindrainibe. Mbola tsy nivoaka boky ireo no natambatra ato anatin’ity amboarana angano taona 2024 ity. Amin’ny teny roa malagasy sy frantsay . . .
Lire la suiteAmboarana angano 2 / Recueil de contes 2
80.000 Ar
DIALOGUES AUTOUR DES DÉFIS DE L’ENVIRONNEMENT À MADAGASCAR
Cynthia V. Parfait et Ianjatiana Randrianandrasana, Josie V. Dominique - 2021 - 424 pages
Cet ouvrage retranscrit les premiers dialogues sur les défis de l’environnement à Madagascar, tenus lors d’un colloque organisé en novembre 2020 à l’Université d’Antsiranana. Ces dialogues sont inédits de par leurs caractères transdisciplinaires et internationaux . . .
Lire la suiteDIALOGUES AUTOUR DES DÉFIS DE L’ENVIRONNEMENT À MADAGASCAR
78 000 ar
Fahalalam-pomba, fahaiza-miaina. Torolalana ho an’ny ankizy.
Rakotoanosy Marie Michèle - 2019 - 20 pages
« Fahalalam-pomba, Fahaiza-miaina » nosoratan’i Rakotoanosy Marie Michèle ary niarahany nanao tamin’ny Mpanabe Ralison Andriamandranto, Filohan’ny ONG Manda. Efa very daholo ny fahalalam-pomba amin’izao ka mila averina hampitaina amin’ireo zanatsika satria izany no . . .
Lire la suiteFahalalam-pomba, fahaiza-miaina. Torolalana ho an’ny ankizy.
8.000 Ar, 5€
GRAMMAIRE MALGACHE
Regis RAJEMISA –RAOLISON - 15 june 2022 - 174 pages
. . .
Lire la suiteGRAMMAIRE MALGACHE
18 000 Ar
I Velonjara sy ny ranomasina / Velonjara et la mer
Arikaomisa Randria - 16 May, 2024 - 20 pages
Manjono no asan’i Velonjara. Mihena isan’andro ny hazandrano azony kanefa io no miantoka ny sakafon’izy mianakavy sy hividianana fitaovana hianaran-janany.
Sao dia manao ota fady kosa ry Velonjara ka mahatezitra ny ranomasina ?
Sao dia manimba ny . . .
I Velonjara sy ny ranomasina / Velonjara et la mer
15000 Ar
Igoaibe sy Ilebilitika / Le costaud et le gringalet
Arikaomisa Randria - 2020 - 16 pages
Fahiny, hono, nisy mpirahalahy iray tampoha, Igoaibe, tovolahy vaventy sady ranjanana, no zokiny ary Ilebilitika, zazalahy fohy dia fohy sady mahia dia mahia no zandriny. Teren’Igoaibe hanao asa mafy ny rahalahiny. Zara raha mahavita ny ampahafolon’ny asa vitan . . .
Lire la suiteIgoaibe sy Ilebilitika / Le costaud et le gringalet
12.000 Ar, 8€
Ilay lolokely jejo / Le petit papillon coquet
Arikaomisa Randria - 2022 - 20 pages
Indray fahavaratra, nisy lolokely iray tsara loko, naka mamy sy nandihindihy teo amin’ny zaridaina. Nitsiriritra azy ery ireo voninkazo ….
Un été, un petit papillon aux belles couleurs butinait et dansait dans le jardin fleuri. Les fleurs l’admiraient tellement . . .
Ilay lolokely jejo / Le petit papillon coquet
12.000 Ar, 8€
Ilay Zaridaina / Le Jardin
Arikaomisa Randria - 2019 - 16 pages
. . .
Lire la suiteIlay Zaridaina / Le Jardin
11.000Ar, 8€
Ireo Malagasy fefika tao amin’ny nosy Tromelin – Tantara marin’i Tsimiavo / Les Robinsons de l’île Tromelin – L’histoire vraie de Tsimiavo
16.000 Ar
L'économie du développement face à l’incompréhension de la pauvreté - idées reçues de la pensée émilienne
Narcisse Randrianantenaina - 2023 - 98 pages
Cet ouvrage développe les différentes réflexions d’Émile Kasy, économiste malgache et Professeur d’enseignement supérieur à l’Université de Toamasina sur la contribution de l’économie du développement, branche de la science économique pour la . . .
Lire la suiteL'économie du développement face à l’incompréhension de la pauvreté - idées reçues de la pensée émilienne
40 000 Ar
Le bien et le mal dans l 'ordre moral et la moralité de l 'acte humain
Zaralahy Benjamin RABEHEVITRA - 1 July, 2019 - 140 pages
. . .
Lire la suiteLe bien et le mal dans l 'ordre moral et la moralité de l 'acte humain
25.000 Ar
LE DEFI DE L'AVENIR
Serge Zafimahova - 25 April, 2022 - 414 pages
….C’est une analyse sans complaisance que l’auteur a établie en tant qu’acteur et surtout en tant que fin observateur de la vie nationale malgahe. Une analyse qui sort des sentiers battus souvent aiguillonnés par les experts . . .
Lire la suiteLE DEFI DE L'AVENIR
180 000 Ar
Le Lauréat du CEPE 2018 (Sujets)
Francinet Ratsimaholy - 2018 - pages
. . .
Lire la suiteLe Lauréat du CEPE 2018 (Sujets)
15.000 Ar
Les gestes de premiers secours / Ireo fihetsika vonjy aina
Anne Marie Razafintsalama - - 16 pages
Les enfants doivent apprendre très tôt les gestes de premiers secours car ils peuvent être confrontés à des petits accidents dans la vie quotidienne : mauvaise chute, malaise, crampe, étouffement, brûlure, piqûre d’insecte, ingestion de produits . . .
Lire la suiteLes gestes de premiers secours / Ireo fihetsika vonjy aina
8.000 Ar
LES JESUITES DANS L'HISTOIRE DE MADAGASCAR
RATSIMBAZAFY FULGENCE & ALII, sous la direction DE DAVY DOUSOU - 8 June, 2022 - 416 pages
. . .
Lire la suiteLES JESUITES DANS L'HISTOIRE DE MADAGASCAR
30 000 Ar
Madagascar sous la 1ère République de 1960 à 1972
Rakotoniaina Bearisoa - 19 October, 2025 - pages
. . .
Lire la suiteMadagascar sous la 1ère République de 1960 à 1972
22.000 Ar, 16 €
Madagascar sous la 2è Republique de 1975 à 1992
Lahiniriko Denis Alexandre - 19 October, 2025 - 48 pages
La Deuxième République occupe une place centrale dans l’histoire contemporaine de Madagascar. Elle constitue une rupture mais également une continuité. Sur le plan idéologique, elle se veut être l’héritière du nationalisme historique. Pour . . .
Lire la suiteMadagascar sous la 2è Republique de 1975 à 1992
25.000 Ar
Ny hirako
DOX - 2011 - 52 pages
. . .
Lire la suiteNy hirako
16 000 ar
Ny valamparian’ i Bebe / La lisière de la rizière de Mémé
AndrianimerinA HOBIANA - 28 March, 2024 - 36 pages
Nahoana no tsy arabe fa valamparia mampianjera no manitsy ho ao Ambohibarikely ? Notantarain’i Bebe azy telo mirahalahy zafikeliny ny tsiambaratelon’ilay valamparia.
Io valamparian’i Bebe io no mirakitra ilay tantara mandratra fo, nefa tsy nisy mpahalala, noho ny . . .
Ny valamparian’ i Bebe / La lisière de la rizière de Mémé
15.000 Ar, 12€