Sompitra kabary
| Auteur | Rabenandrasana Lalao François |
|---|---|
| Format | 14 x 21 cm |
| Date de publication | 2010 |
| Collection | Culture malgache |
| Éditeurs | TPFLM |
| Langue | Malagasy |
Ho hita ato anatin’ ity boky ity ny hevitry ny teny hoe «Sompitra», ao ireo ohabolana mifandraika amin’ izany : Manely vary toy ny akoholahy an-tsompitra”, “ Noana eo am-pototry ny sompitra”, “Aza ny habetsahan’ ny ao anaty sompitra no jerena fa ny taona halana”. Izany hoe ahitana ireo kabary araka ny vaninandro.