Anganon’ ny Ntaolo
| Auteur | L.DAHLE - J. SIMS |
|---|---|
| Format | 13 x 21 cm |
| Date de publication | 1971 |
| Collection | Culture malgache |
| Éditeurs | TPFLM |
| Langue | Malagasy |
Tantara mampiseho ny fomban-drazana sy ny finoana sasany nananan’ ny Ntaolo no nangonina mba hiarovana ny fomban-drazana tsy ho very tadidy, ny hampandroso ihany koa ny fahalalana teny malagasy, ary ny hampiseho ny toe-tsaina amam-panahy nananan’ ny razana.