Rapeto sy ny valihany / Rapeto et son valiha
Arikaomisa Randria - 2021 - 16 pages
Rehefa lasa vadin-dRasoalao, zanakin’ny Mpanjaka, Rapeto, hoy ny penina, dia tonga mpanankarena ka nanana omby maro dia maro.
Nananany avokoa na ny harena, na ny tanjaka. Tsy mba nentin-dRapeto nirehareha ny tanjany, fa nanasoavany ny vahoaka. Tia . . .
Rapeto sy ny valihany / Rapeto et son valiha
12.000Ar, 8€