RAZANAJATOVO Norbert Celse

Teraka tamin’ny 27 septambra 1945 tao Amindrasoamanga Ankazobe Fianarantsoa. Mpanoratra izy sy mpikabary ary mitondra ny solon’anarana hoe Tovo Andriamirado. Mpikambana ao amin’ny FIMPIMA na Fikambanan’ny Mpikabary eto Madagasikara no sady mpampianatra kabary. Boky nosoratany tato amin’ny editions Ambozontany:  Sokela Bestileo