Andram-piainana
| Auteur | Voamboana Varongy |
|---|---|
| Numéro ISBN | 9782360760596 |
| Nombre de pages | 92 |
| Format | 105 x 148 mm |
| Date de publication | 2022 |
| Collection | Romans |
| Éditeurs | Tsipika |
| Langue | Malagasy |
Tsy sitrapon'i Revo sy Fana no nahitany masoandro sy ny niainany tao anaty fiainana teraky ny Andram-piainana. Dia mba nanandram-piainana koa izy roa vavy rehefa natopatopan'ny onjam-piainana teny.