Tononkalo indianina 100 tsara indrindra
Cet ouvrage présente un si long chemin de poésies Indiens parcouru pendant 3000 ans. Abhay K. a sélectionné les 100 plus beaux poèmes pour publier une anthologie. Chercheurs, talentueux, amateurs, novices, bibliothèques, centres de documentation,cette édition spéciale vous est conseillée.
Tsy boky antolojia fotsiny ity boky ity fa dia lalana sy fitsidihana nahatety vanim-potoana maro ny poezia Indiana mandritra ny 3000 taona ary navoakan’i Abhay K. tamin’ny fiangaliana sy ny fitiavana fatratra azy ireo. Tononkalo Indianina 100 tsara indrindra dia fanangonana naharitra.
Ity edisiona tokana ity dia tena tokony hananana, na manao fikarohana vaovao momba ny antolojia tononkalo mahazatra ianao, na vao sambany no miantsehatra amin’ny tontolon’ny tononkalo, na efa matianina eo amin’ny poezia ary koa ny Trano Famakiam-boky.
| Auteur | ABHAY K. |
|---|---|
| Numéro ISBN | 9782360760503 |
| Nombre de pages | 160 |
| Format | 135 x 215 |
| Date de publication | mars 2020 |
| Collection | Poésie |
| Langue | Malagasy |