Dina
| Auteur | Razafindraompy |
|---|---|
| Numéro ISBN | BD 001 |
| Nombre de pages | 40 |
| Format | 13 x 19 cm |
| Collection | Bandes dessinées |
| Éditeurs | Tsipika |
| Langue | Malagasy |
Tantaram-pitiavana an-tsary. Mpifankatia tsy mitovy saranga i Hery sy i Dina. Nigadra noho ny asan-jiolahy nataony i Hery. Nokasain'ny "officier" iray horombahina ny fitiavan'ny malalany. Tsy tanteraka izany fa lasa mpivady ihany i Hery sy i Dina.