La Magie de Madagascar – Ny Majikan’i Madagasikara
Boky faharoa nosoratan’Andriamatoa ABHAY K. mpanoratra sady ambasadaoro ity boky ity. Ao anaty andalana tsotra dia tsotra no anehoany ny hakanton’i Madagasikara. Ireo zava-maniry sy biby tsy misy afa-tsy eto Madagasikara. Ireo toerana manan-tantara sy ny mponina ao.
Auteur | ABHAY K. |
---|---|
Numéro ISBN | 978-2-36076-057-2 |
Nombre de pages | 104 |
Format | 14 x 21 cm |
Date de publication | 01 avril 2022 |
Collection | Nouveautés, Poésie |
Éditeurs | Tsipika |
Langue | Français-Malagasy |