Fahalalam-pomba, fahaiza-miaina. Torolalana ho an’ny ankizy.


de

« Fahalalam-pomba, Fahaiza-miaina » nosoratan’i Rakotoanosy Marie Michèle ary niarahany nanao tamin’ny Mpanabe Ralison Andriamandranto, Filohan’ny ONG Manda. Efa very daholo ny fahalalam-pomba amin’izao ka mila averina hampitaina amin’ireo zanatsika satria izany no mahamafy orina ny fiaraha-monina.

Prix: 8.000 Ar, 5€

Commander

1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
Loading...