Les gestes de premiers secours / Ireo fihetsika vonjy aina


de

Les enfants doivent apprendre très tôt les gestes de premiers secours car ils peuvent être confrontés à des petits accidents dans la vie quotidienne : mauvaise chute, malaise, crampe, étouffement, brûlure, piqûre d’insecte, ingestion de produits dangereux,…
Ce livre les guide pour avoir les bons gestes qui sauvent.

Mila mianatra ireo fihetsika vonjy aina dieny mbola kely ny ankizy satria mety ho tratry ny voina kely madinidinika eo amin’ny fiainana andavanandro : mianjera, torana, voan’ny vokon-kozatra, sempotra, may, voakaikitra na voatsindron’ny bibikely, mihinana zavatra misy poizina,…
Manampy azy ireo ity boky kely ity mba hanana fihetsika fanavotana.

Prix: 8.000 Ar

Commander

1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
Loading...