Ireo Malagasy fefika tao amin’ny nosy Tromelin – Tantara marin’i Tsimiavo / Les Robinsons de l’île Tromelin – L’histoire vraie de Tsimiavo
16.000 Ar
16.000 Ar
Fahiny, hono, nisy mpirahalahy iray tampoha, Igoaibe, tovolahy vaventy sady ranjanana, no zokiny ary Ilebilitika, zazalahy fohy dia fohy sady mahia dia mahia no zandriny. Teren’Igoaibe hanao asa mafy ny rahalahiny. Zara raha mahavita ny ampahafolon’ny asa vitan . . .
Lire la suite12.000 Ar, 8€
« Fahalalam-pomba, Fahaiza-miaina » nosoratan’i Rakotoanosy Marie Michèle ary niarahany nanao tamin’ny Mpanabe Ralison Andriamandranto, Filohan’ny ONG Manda. Efa very daholo ny fahalalam-pomba amin’izao ka mila averina hampitaina amin’ireo zanatsika satria izany no . . .
Lire la suite8.000 Ar, 5€
Miteronterona eny an-tendrombohitra ny fonenako amin’ny alina ary tsy misy olon-kafa afa-tsy izaho ihany no mahalala ny lalana mankany.
Ma maison de nuit est perchée tout en haut d’une montagne et personne, à part moi . . .
Lire la suite18.000Ar, 15 €
Les différents textes relatés dans ce recueil sont des faits réels que l’auteur a vécus comme acteur ou témoin. Un peu dramatisés
en tant que produits littéraires . . .
6.000 Ar, 5 €